Teny iditra roanjato (roa, zato)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Two hundred [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Deux cent [3.1]
Fanazavàna iraisam-pirenena 200 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra 
1Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo! [Andriamalala: Ranomasina, takila 46]
2Nojereko izany ka hay vola roanjato naforiporitra. [Andraina: I Vola, takila 77]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31