Teny iditra roboka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra roboka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay cajolé, séduit par la flatterie [Abinal 1888]

2017/11/24