Teny iditra rodaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mirehitra milelalela amin' ny tsy antony
¶ Mandanilany befahatany, mirobaroba ny ananana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay prodigue [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra rodaroda

2011/10/26