Teny iditra | rodana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanadabohana na fandavoana hiongana amin' ny tany; fianjerana na fikoavana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de jeter à terre, de renverser, de démolir, de s'ébouler, de s'écrouler [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | andrao, androa, darona, dorana, radona, rodana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |