Teny iditra rodo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay teny hoe Rodobe: Fiarahan' ny maro manao zavatra iray: Tsy ifandrenesana azon' ny manao rodobe ianareo rehefa mamaly [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra Rodo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Rhodes [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Rhodes [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Rody
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12