Teny iditra rodobe (rodo, be)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   the act of speaking or doing something all together; cf. redona [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de parler ou d'agir tous à la fois [Abinal 1888]
   action de parler ou de faire une chose ensemble; cf. redona [Hallanger 1974]
Ohatra  
1aza manao rodobe raha mamaly (ne parlez pas tous à a fois en répondant) [Abinal 1888, takila 542]
2Feon-dahy daholo ilay izy, misy mpiventy sy rodobe. [Andraina: Mitaraina, takila 83]
Teny nalaina  
Fifanahafana   redona

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/31