Teny iditra rodom > rodo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay teny hoe Rodobe: Fiarahan' ny maro manao zavatra iray: Tsy ifandrenesana azon' ny manao rodobe ianareo rehefa mamaly [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra rodom > Rodo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Rhodes [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Rhodes [Baiboly]
Voambolana 
Mpitovy hevitra Rody
Teny nalaina 

Teny iditra rodom > rodona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo heno avy amin' ny famindran' olona maro be; rodorodo, kirodorodo [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

rodom   
kanevoka
un fanfaron, un rodomont [Abinal 1888]