Teny iditra rodorodo (rodo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana. [Voambolana: Feo]
¶ Hamaikana, hadodonana
Mitovy hevitra: heninkenina ~ korobobo ~ korododo ~ rotoroto [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo. [Andraina: I Vola, takila 139]

2014/10/18