Teny iditra rohizana (rohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano
¶ (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny
¶ Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be bound with a cord [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on lie [Hallanger 1974]
Endriteny 
rohizana
rohizako
rohizanao
rohizany
rohizantsika
rohizanay
rohizanareo
rohizan'
rohizan-
rohizam-
rohiza-
norohizana
norohizako
norohizanao
norohizany
norohizantsika
norohizanay
norohizanareo
norohizan'
norohizan-
norohizam-
norohiza-
horohizana
horohizako
horohizanao
horohizany
horohizantsika
horohizanay
horohizanareo
horohizan'
horohizan-
horohizam-
horohiza-
rohizo
Teny nalaina 

2012/08/21