Teny iditra rohona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any
¶ fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra rohona
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay action d'aller en foule [Abinal 1888]
Sampanteny 

2013/06/19