Teny iditra rohy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] tady, kofehy [Rakotosaona 1972]
   Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra
¶ Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a cord used for binding [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   attache, lien [Hallanger 1974]
Ohatra   Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 214]
Sampanteny  

Teny iditra rohy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] omby voafatotra mba hoterena [Rakotosaona 1972]
   [Tsimihety] Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [Rajemisa 1985]

Teny iditra ROHY
Sokajin-teny   anarana (fanafohezanteny) [firaketana]
Famaritana malagasy   Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
Fifanahafana   fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/07