Teny iditra rojo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] firavaka iambozonana [Rakotosaona 1972]
 Masom-by na varahina na volafotsy na volamena mitohitohy ka zary fehy, hitanana mpangalatra na hiambozonan-javatra na hatao haingo: Tapaka ny rojom-pamantaranandroko ~ Rojo vy ~ Rojo vola [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a chain [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay chaîne [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Rojo volamena saro-bidy iny. [Rajaonarivelo: Bina, takila 93]
2Hoy izy sady nanaisotra ny rojo volamena niambozonany. [Andriamalala: Ranomasina, takila 70]
Lahatsoratra 

Teny iditra rojo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bary lava madio ny voany: Vary rojo fotsy ~ Vary rojo mena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (toute l'île). Nom des variétés de riz, Oryza sativa L. (Poaceae) à grain gros et court, à glume pourvue d'une forte arête. On distingue le rojo fotsy à périsperme blanc ; et le rojo mena, à périsperme rouge. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Oryza sativa

2019/08/17