Teny iditra | rojo taolan' amalona | |
Singan-teny | rojo ; taolana ; amalona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Rojo karazany hafa kely fa ny fitohitohizan' ny masom-by aminy dia toy ny taolan-damosin' amalona [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |