Teny iditra rombaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana. [Baiboly: 49.11.39]

2017/04/07