Teny iditra romborombo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rambondrambony na kitsambony amin' ny zavatra tsy voafarana tsara; ambiny mitaritarika na mitarozadrozaka amin' ny taratasy tsy voadidy tsara: Makà hety hanapahana ny romborombony amin' ity lamba ity [1.1]
 Rambodrambony na tsikambony amin'ny zavatra tsy voafarana tsara [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bavure [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31