Teny iditra rombotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rovitra, rombina na silaka; faharovitana na faharombinana noho ny fisintonana an-keriny: Misy rombotra ny akanjonao [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23