| Teny iditra |
 |
romotana
(romotra)
|
| Sokajin-teny | |
matoantenin'ny atao
|
| Famaritana malagasy | |
Rambasana, rovitina amin' ny nify: No [...] [tohiny Rajemisa 1985]
|
| Dikanteny anglisy | |
To be bitten [Hallanger 1973]
|
| Dikanteny frantsay | |
Mordu par un chien [Hallanger 1974]
|
| Ny bikany | |
Ny ankehitriny
romotana
romotako
romotanao
romotany
romotantsika
romotanay
romotanareo
romotan'
romotan-
romotam-
romota-
|
Ny lasa
noromotana
noromotako
noromotanao
noromotany
noromotantsika
noromotanay
noromotanareo
noromotan'
noromotan-
noromotam-
noromota-
|
Ny hoavy
horomotana
horomotako
horomotanao
horomotany
horomotantsika
horomotanay
horomotanareo
horomotan'
horomotan-
horomotam-
horomota-
|
Filaza mandidy
romoty
|
|
|