Teny iditra romotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra
¶ Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy mad as from rabbies; furious [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay atteint par la rage des chiens; furieux [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2012/08/21