Teny iditra rompotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanorosana ankeriny amin' ny tanana ny ravin-javamaniry toy ny ravim-boangahazo
¶ Anaram-bosotra iantsoana koa ny ravim-boangahazo na ravintoto [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Bara] (de rompotra : qu'on arrache à pleine main). Nom des feuilles de manioc. Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae) qu'on mange comme légume après les avoir écrasées au mortier et fait cuire. Equivalent de ravi-toto en Imerina. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Manihot utilissima
Sampanteny 

2019/03/17