Teny iditra rona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firaikana mankany aloha na aoriana, mitongilana miankavia na miankavanana [Rajemisa 1985]
 jereo fironana [SLP 1986]
Famaritana frantsay inclinaison [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra roña
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] banga [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] banga (nify) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra rona
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Merina] Nom d'un arbuste indéterminé, d'après Dandouau. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17