Teny iditra rongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Izay rehetra atao amin' ny sisin-damba, eo amin' ny lohany roa, toy ny kofehy, vakana, sns... [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra rongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] randrana (volo) [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra rongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (sens général : fibres textiles) Ce serait aussi un arbre, d'après Dandouau (probablement une Moracée à écorce textile) [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/03/17