Teny iditra rongony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry misy kirany azo tenomina ary fifohan' ny olona sasantsasany ny voany, izay atao koa hoe maosy, na katrinia: Mahalasa adaladala sy mahabibibiby ny fifohana rongony [Rajemisa 1985 takila 839]
Fanazavàna teny anglisy the hemp plant [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay chanvre [Hallanger 1974]
  [Betsileo, Merina] (de rongo : ce que l'on tisse ; les fibres textiles). Cannabis sativa (Cannabaceae). Ce nom est celui qu'on donne à la plante cultivée comme textile. Les parties ou variétés plus spécialement utilisées à usage du stupéfiant s'appellent angafo (Merina) ou jiajia (Sakalava). Plus rarement, on donne aussi le nom de rongony à d'autres plantes textiles. En médecine vétérinaire empirique, la décoction de chanvre est considérée comme le remède spécifique de la maladie de Porc connue sous le nom de ramoretaka. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cannabis sativa
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Dia natao toy izany koa ny rongony. [Andraina: I Vola, takila 114]
2Eni-mangamanga Fito paraky, Valo tanantanana, Sivy rongony, Folo fanolehana! [Dahle: Angano, takila 252]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/10