Teny iditra rongotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy zava-maniry [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Merina] (de rongotra : se charger de menus objets ; allusion aux fruits adhésifs). Nom de plante cité par Malzac sans autre précision. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra rongotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitondrana zavajavatra maro izay mampananosarotra ny tena; fiarahana amin' ny ankizy betsaka izay misarangodrangotra eny am-pandehanana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2019/08/17