Teny iditra rora
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy spittle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay salive, crachin [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  ivy ~ ranivy
Ohatra na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 147]
Teny nalaina 

2013/06/10