Teny iditra rora mafaitra
Singan-teny rora ; mafaitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilay rora mangidingidy ao am-bava amin' ny maraina vao mifoba raha mbola tsy nihontsam-bava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The first spittle in the morning which is used as an eye salve. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20