Teny iditra roranga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] Tanety rakotra bozaka [Rajemisa 1985]
 velaran-tany misy vilona sy hazo madinika mahalana firaofan'ny biby [SLP 1986]
Famaritana frantsay savane arborée [SLP 1986]
Voambolana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny roranga ity (1): Androrangavola

2013/12/14