Teny iditra roritra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy pulled in opposite directions; stretched out like rubber [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Ohatra Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa [Andraina: Mitaraina]

2017/04/07