Teny iditra rosarosa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anisan' ny randrana fihaingoana fatratra nahameva ny tovovavy fahizay: randramadinika milahadahatra manodidina izy io ka mivona ny tendrony. (Ny miaramilan-dRadama I koa, hono, nanao rosarosa ka io no nahatonga ny fitenenana hoe "fony nanao rosarosa", mba hilazana hoe "fony nanao volo lava ny miaramila") [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2010/11/17