Teny iditra roso
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Efa miainga; efa lasa: Rosa ny dia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy going on [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay continuer, progresser [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
ho roso
ho rosoko
ho rosonao
ho rosony
ho rosontsika
ho rosonay
ho rosonareo
ho roson'
ho roson-
ho rosom-
Ohatra 
1Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa. [Andriamalala: Ranomasina, takila 40]
2Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia. [Andraina: Mitaraina, takila 234]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny roso ity (1): Imerimandroso

2017/05/19