Teny iditra | rosoana (roso) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona omena zavatra hohanina ka atao eo anoloany izany zavatra izany: Rosoana vary ny vahiny [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rosoana io | ||||||||
Fivaditsoratra | asorona, orosana, rosoana, Soarano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |