Teny iditra rota
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] antitra [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] rovitra [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] antitra, tonta, tsy vao intsony: Ny haga rota ñy mihelakelake ( ny satroka penjy rovitra no mihofahofa ) [Rakotosaona 1972]
 Rovitra, simba. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra Rota
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
 Rota: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
Famaritana malagasy  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [Randzavola: Baiboly]
Famaritana anglisy Ruth: one of the books of the Bible [Baiboly]
Famaritana frantsay Ruth: un des livres de la Bible [Baiboly]
Voambolana 

2015/09/07