Teny iditra rototra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin' ny fianaran' ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto
¶ Maika, dodona: Heverinao ve fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran' ny trano? [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/01/12