Teny iditra rotsirotsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivontovontosana kely madinika amin' ny hoditra ka mahatonga hibontsimbontsina na marokoroko. [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra rotsy

Teny iditra rotsirotsy (rotsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanindrahindrana na fanasaviliviliana ny zaza eo ambony sandry mba hampatory na hampangina na hahafinaritra azy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a lullaby (the word is sung in soothing children) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mot que les nourrices répètent en berçant l'enfant et en se balançant elles-mêmes [Abinal 1888]
 mot qu'on chante en berçant les enfants [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2011/10/15