Teny iditra rova
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fonenan'ny mpanjaka [Rakotosaona 1972]
 Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha
¶ Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [Rajemisa 1985]
 [ rôva ] [Bezanozano] fefy, bako [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] tranom-borona (akoho, gisa) [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] trano fitsarana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a palisade; a fortified place [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay palissade, fortin, château-fort, palais [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Sary 

2011/10/13