Teny iditra rovi-damba ririnina (rovitra, lamba, ririnina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza fahoriana faran' izay mafy, satria ny ririnina efa mangatsiaka ary amin' io indray no rovi-damba [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31