Teny iditra rovi-damba ririnina: mosarem-pahavaratra
Singan-teny rovi-damba ririnina ; mosarem-pahavaratra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona ao anatin' ny tena fahoriana na niharan' ny fahavoazana lehibe [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20