Teny iditra | rovitina (rovitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao rovitra, triarina, tatahana, rotehina: Norovitin' i Naivo ny kahieny [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | rovitina, voritany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |