Teny iditra roy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] anarana hazo misy tsilony [Rakotosaona 1972]
   Karazan-kazo kely madinidinika misy tsilotsilony ary fihinam-boa: Ny voan' ny roy no atao hoe voaroy. (Maro karazana ny roy: roibe, roibelahy, roibevavy, roifantaka, roimainty, roimemy; samy jereo amin' ny toerana tokony hisy azy avy ireo) [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka, Tanosy] tsilo [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] Karan-java maniry be tsilo [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] fefy, tsilo [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a thorny bush [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   arbuste épineux; épine [Hallanger 1974]
Ohatra   ny mahitsy indrindra, ratsy noho ny fefy roy. [Baiboly: 40:007:004/Mikea 7:4..]
Voambolana  
Teny nalaina  

Teny iditra roy
Sokajin-teny   kianteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Kianteny entina manolo ny anaran' olona tsy tiana hotononina, ary matetika mifamaly amin' ny hoe "lahy" [Rajemisa 1985]
Fifanahafana  

Teny iditra roy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Bara, Bezanozano, Taisaka, Tambahoaka] roa [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   roikany ~ roe

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/10