Teny iditra rozatra
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Roridroritra lava tsy misy fitsaharana (toy ny zazakely mandroridroritra ny nonon-dreniny); fanararaotana teny na hadisoana kely nataon' olona mba hitanarahana azy mandavan-taona, vazizotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de tirailler, comme un enfant tiraillant sans cesse le sein de sa mère
¶ action de profiter d'une parole échappée ou d'une faute quelconque pour poursuivre sans cesse quelqu'un [Abinal 1888]
Sampanteny 

2011/10/15