Teny iditra Rtoa
Sokajin-teny   anarana (fanafohezanteny)
Famaritana malagasy   Ramatoa [3.1]
Ohatra  
1Andriamanga sy Rtoa Razanajay sy havana ray aman-dreny avy tany Antananarivo. [Ravelomanana: Lalana, takila 88]
2Ravelojaona niaraka tamin-dRtoa Raharinoro vadiny ary niantrano sy nisakafo antoandro tao aminay. [Ravelomanana: Lalana]
Voambolana  
Ny bikany  
rtoa
-drtoa
Fifanoheran-keviteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/03