Teny iditra saba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanala] vilany vy fandrahoam-bary [Rakotosaona 1972]
   Vilany be vava boribory fandrahoana vary [Rajemisa 1985]
Ohatra   nanantena azy ny mpandeha avy any Saba. [Baiboly: 22:006:019/Joba 6:19..]

Teny iditra saba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] varahina [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] firaka [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] cuivre [Deschamps 1936]
Famaritana frantsay   alliage de cuivre [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra Sabà
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Sabà [Baiboly]
Famaritana anglisy   Sheba [Baiboly]
Famaritana frantsay   Sheba [Baiboly]
Voambolana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

2017/06/29