Teny iditra sabaka (baka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa
¶ Ilazana ny hazo misampana roa
¶ anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a straddling; the opening of a compass [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action ou état d'être ouvert comme un compas [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2013/06/10