Teny iditra sabilaka (bilaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahitsy tsara fa misompirana sy vilambilana, enti-milaza zavatra mifaraingo na mibaraingo ary tsy mahitsy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sobilaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31