Teny iditra sabodika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23