Teny iditra sadaika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31