Teny iditra sadaikatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
¶ Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2013/11/06