Teny iditra sadaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   jereo dakadaka [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   sadakadaka

Teny iditra sadaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] sorona
¶ tsikafara, fanefana voady [Rakotosaona 1972]

2012/06/12