Teny iditra | sadakely | |
Singan-teny | sada ; kely | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Angaka madinika [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A small wild duck [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Petit canard sauvage [1.54, 1.8] | |
Ohatra | Io no lapa filalaovan' ny tsiriry sy ny sadakely.
[2.499] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |