Teny iditra sadasada manana endrika
Singan-teny sadasada ; manana ; endrika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra tsy dia manahoana nefa mba misy maha-tsaratsara kely azy ihany; matetika io fombam-pitenenana io dia lazaina aorian' ny hoe vangavanga manan-tsoratra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21