Teny iditra | sadasada manan-tsoratra | |
Singan-teny | sadasada ; manana ; soratra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | (littéralement) qu'on dit avoir deux couleurs, et cependant en a davantage (figuré) qui n'est pas tout à fait vrai, juste [1.3] | |
Ohatra | Vangavanga manana endrika, sadasada manan-tsoratra, ka mahasadaika.
[2.558] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |